Fédéralisme, Etat unitaire, Etat unitaire régionalisé .... ce ne sont que des formes de l'Etat.
Tsy midika mihitsy hoe fampisaraham-bazana ny malagasy ny fédéralisme na régionalisme na ny fametrahana fotsiny ny resaka circonscription administrative ARAKA NY TOKONY HO IZY sy ARAKA IZAY TAPAKY NY VAHOAKA: Ireto no tena zava-dehibe : 1- Ataovy mazava...