Fahafantarana ny tena manokana (connaissance de soi):

Publié le par mgslalom

Lafiny fiaviana :


Mety ho hafahafa aminao ity fanontaniana ity kanefa tena ilainao hahafahanao manao attache émotive amin ny Faritra tianao. 

  • Aiza ny Faritra nahaterahanao
  • Aiza ny Kaominina nahaterahanao
  • Aiza ny Faritra nahalehibe anao
  • Aiza ny Kaominina nahalehibe anao


Raha ny Karazan’olona no jerena, dia inona no karazanao:
  • Olona tsy mitampoka ve ianao
    • Arabo
    • Bantou
    • Eropeana (Caucasien :Frantsay-Anglisy-sns sns, farito)
    • Malay
    • Indiana
    • Sinoa
    • Hafa (farito)

  • Olona metisy ve ianao
    • Arabo-Eropeana
    • Arabo-Indiana
    • Arabo-Malay
    • Arabo-Pakistanais
    • Arabo-Sinoa
  •  
    • Bantou-Eropeana
    • Bantou-Indiana
    • Bantou-Malay
    • Bantou-Pakistanais
    • Bantou-Sinoa
  •  
    • Eropeana-Arabo
    • Eropeana-Indiana
    • Eropeana-Malay
    • Eropeana-Pakistanais
    • Eropeana-Sinoa
  •  
    • Malay-Arabo
    • Malay-Eropeana
    • Malay-Indiana
    • Malay-Pakistanais
    • Malay-Sinoa
  •  
    • Indiana-Arabo
    • Indiana-Eropeana
    • Indiana-Malay
    • Indiana-Pakistanais
    • Indiana-sinoa
  •  
    • Sinoa-Arabo
    • Sinoa-Eropeana
    • Sinoa-Malay
    • Sinoa-Indiana
    • Sinoa-Pakistanais

  • Sa ianao le karazan olona miteny tsotra fotsiny hoe : “Gasy tout court”



Lafiny Ekonomika

  • Firy taona ianao amin isika miteny izao
  • Inona no antom-pivelomanao
  • Ao amin ny sehatra inona ianao no miasa:
    • Fambolena sy fiompiana (secteur primaire)
    • Fiasana amina ozinina fanodinana vokatra(secteur secondaire)
    • Varotra sy asa birao (secteur tertiaire)
  • Ohatrinona ny karamanao (ampiasainao amin ny fandaniana rehetra ilaina eo amin ny fiainana : hofan-trano, fivezivezena, sakafo sns sns…)
  • Manana tany ve ianao
    • Eny 
    • Tsia
  • Manana trano manokana ve ianao
    • Eny 
    • Tsia
  • Ohatrinona ny hetra alohanao amin ny resaka 
    • Tany ananana
    • Trano ananana
  • Manofa trano ve ianao
    • Eny 
    • Tsia
  • Ohatrinona ny hofan-trano aloanao isam-bolana ?
  • Ampahafirin ny karamanao no atokanao amin ny hofantrano raha mpanofa ianao
    • 10 isan jato
    • 20 isan jato
    • 50 isan jato
  • Ampahafirin ny karamanao no atokanao amin ny jiro sy rano (raha manana izany ianao)
    • 10 isan jato
    • 20 isan jato
    • 50 isan jato
  • Ampahafirin ny karamanao no atokanao amin ny fivezivezena (frais na lasantsy)
    • 10 isan jato
    • 20 isan jato
    • 30 isan jato
    • 50 isan jato
  • Manambady ve ianao
    • Eny 
    • Tsia
  • Niteraka ve ianao
    • Eny
    • Tsia
  • Firy no isan ny zanakao
    • 1
    • 2
    • 3
    • 5
    • 10
  • Manao vadin’asa ve ianao mba hamenoana ny faran ny volana
    • Eny 
    • Tsia
  • Firy isan-jaton ny karamanao ny valeur isam-bolan n ny vadin’asanao
    • 10
    • 20
    • 30
    • 50
  • Im-piry mihinan-kena ianao ao anatin ny herin’andro
    • 2
    • 3
    • 4
    • 5
    • 10
  • Mahatakatra vorona ve ianao rehefa fety ny andro
    • Eny 
    • Tsia
  • Mandeha manao fialan-tsasatra isan-taona ve ianao
    • Eo an toerana
    • Any amin ny Faritra hafa
    • Tsia
  • Manana fiara anao manokana ve ianao
    • 1
    • 2
    • Tsia
  • Raha manana trano ianao, vita amin ny inona ny tranonao
    • Hazo (planche)
    • Rotsopeta
    • Zozoro
    • Falafa
    • Tole
    • Biriky
    • Vato (ciment)
  • Raha manofa trano ianao, inona no trano ipetrahanao
    • Hazo (planche)
    • Rotsopeta
    • Zozoro
    • Falafa
    • Tole
    • Biriky
    • Vato (ciment)
  • Manana piscine ve ianao
    • Eny 
    • Tsia
  • Misy tokotany malalaka ve ao aminao
    • Eny
    • Tsia
  • Misy garage ve ao aminao
    • Eny
    • Tsia
  • Mahatsiaro ve ianao fa manana ny ampy ary miaina ara dalana (manana qualité de vie acceptable)
    • Eny 
    • Eo ho eo ihany
    • Tsia



Lafiny fahalalana (Education)

  • Inona no fianarana nataonao
    • Ankapobeny
    • Teknika
  • Inona no faripahaizanao
    • CEPE
    • BEPC
    • BACC
    • LICENCE
    • MAITRISE
    • DOCTORAT
  • Raha enseignement general ianao, inona no poste hitanao fa manavanana anao
    • Fitantanana orin’asa
    • Comptabilité
    • Secretaire
    • Tresorier
    • Juriste (Mpitsara na Avocat)
    • Agent d’administration (fonctionnaire)
    • Mpihira
    • Mpanao tononkalo
  • Raha enseignement technique ianao, inona no poste hitanao fa manavanana anao
    • Mpanao soudure
    • Mpandrafitra
    • Mpanamboatra trano
    • Mpanamboatra automobile (Mécanicien)
    • Mpandoko (Carrossier)
    • Mpanety
    • Mpahandro sakafo
    • Dokotera
    • Dokera
    • Mpamafa lalana
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article