Aza ankaratsiana ny asa, tsy misy asa ratsy izany.
by gasy misaina @ 10 Aug 2009 04:21 pm Iza ko a ty gasy miseho milay any frantsa ity mpamafa kabone sa mpamafa lalana sa chaufeur livreur no asa ataon'ao any no miseho milay. sao dia heverinareo tsy fantatrsay ny condition iainan'ny betsaka aminareo any....