La reconciliation nationale ne concerne pas uniquement les malgaches d'origine bantoue et d'origine malaise

Publié le par mgslalom

hi

 

QUI SONT ILS???

UNE TRES BONNE QUESTION SOBIKA


Qui sont ils ? Ce sont généralement des industriels karanas, quelques grandes familles de la capitale, des exploitants de provinces, des entrepreneurs audacieux et quelques politiciens qui ont bien tiré sur les budgets ou commissions occultes. 


MARINA MIHINTSY IREO NO MANANDEVO SY MANJANAKA ARY MAMBOTRY NY VAHOAKA MALAGASY


NY MAMPALAHELO ANEFA

DIA MANGINA OHATRA NY FASANA RETO MALAGASY ANOLOANIREO KARANA SY SINOA SY VAHINY ISANKARAZANY

FA SOTASOTAINA KOSA RAHA MALAGASY TOA NY TENA

KA HOY AHO HOE 

VOAHOZONA ILAY MALAGASY KA MANAO MPAMOSAVY MALEMY NY AO ANTRANO NO HARIPAKA NY ANY IVELANY LELANKELAFINA


//


Ireo karana, sinoa, ireo taranak'ireo frantsay voanjo izay tsy nody intsony ireo dia olona efa manao an'i Madagasikara ho tanindrazany. 


Tsy maintsy dinihin'ny fiaraha-monina malagasy ny fomba hi-integrer-na ireo olona ireo ao anatin'ny fiaraha-monina sy hahafahany miaina toy ny olom-pirenena feno. 


Marina fa ny malagasy manana fiaviana bantou sy malay no maro an'isa sy "tompon'ny tany" kanefa tsy azo odian-tsy hita ny fisian'ireo olona ireo sy ny fotoana niainany tao Madagasikara. 


Ny tena olana fototra dia ny hierarchie sy ny statut social nomena ireo olona ireo nandritra ny fanjanahan-tany: 


1- Ireo olona ireo dia main d'oeuvre nentin'ny frantsay nandritra ny fanjanahan-tany

2- Nomena statut social ambony izy ireo mihoatra amin'ny malagasy tompon-tany

3- No-former-na izy ireo mba ho afaka hibaiko ny masse (leadership)

4- Noho izy manana fahafahana mitantana orinasa sy acces moramora amin'ny capital ary noho ny fahalalany ny lalam-barotra (débouchés) dia lasa matanjaka be ara-ekonomika ry zareo. 


Ny fahantran'ny malagasy maro an'isa mihoatra amin'ireo olona ireo. 

Ny fanaovana ny malagasy maro an'isa ho "ambany saranga" (indigenes) mihoatra amin'ireo mpiavy ireo (civilisé). 

Ny fisian'ny inégalités économiques goavana entre ny malagasy sy ireo "mpiavy", 


Ireo mitambatra no mahatonga antsika ho tsy tia ireo olona ireo sy tsy afaka hifanerasera aminy. 


Raran'ny ray aman-dreny aza isika tsy hifandray amin-dry zareo. 


Izay fiaraha-monina tsy loa-body izay no anisan'ny mahatonga  : 


1- ny mpandraharaha tsy handoa hetra

2- ny fifanenjehana sy ny filana akisa amin'ireo olona ireo isaky ny misy mouvement social (OPK sns sns ...)

3- ny tsy fisiana consensus social sy fieritreretana projet iraisana mba hampivoarana an'i Madagasikara

4- ny sabotage sy ny famosaviana. 


TSY MAINTSY VAKIANA BANTSILANA IZANY REHETRA IZANY ARY TSY MAINTSY RESAHINA DAHOLO MANDRITRA NY FAMOLAVOLANA NY LALAM-PANORENANA VAOVAO. 


TSY MAINTSY RESAHINA IZANY MANDRITRA NY FOTOANA HANAOVANA NY RECONCILIATION NATIONALE. 


Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article