Fifanakalozana

Publié le par mgslalom

Fifanakalozana isam-paritra

 

Eto no idiran ny relations civiles eo amin’ireo Malagasy tsirairay avy isam-paritra. Ary afaka apetraka ihany koa amin ny vahiny. 

 

  • Raha misy mpiavy mila ravin’ahitra ao amin’ny Faritra misy anao, inona no fepetra na lalana tianao hajainy mba hisian ny fiaraha-monina tsy misy rahoraho
    • Fitafy
    • Toerana tsy azo zimbazimbaina na alehany
    • Fomba fiaina tsy maintsy arahiny

 

  • Raha mampiaraka amin ny olona avy ao amin’ny faritra misy anao izy dia inona no fepetra apetraky ny Faritra hiarovana ny ainy?
    • Tsy misy?
    • Avela hisy hamosavy?
    • Sa omena ny fiarovana mitovy lenta amin’ny fiarovana ny teraky ny faritra na ny valivotaka ny ny mpifindra monina ao amin’ny Faritra?

 

  • Raha misy ny fihantsiana ady, na fosafosa manana caractere raciste izay manabaty ny maha olona, na menaces de mort dia inona no recours eo am-pelatanan’ny olona victime ?
    • Tsy misy?
    • Afaka toriana any amin ny Tribonaly ao amin’ny Faritra izay eritreretina fa tsy mitanila?

 

  • Raha misy ny fandratrana na famonoana ho faty ny vahiny na ny mpiavy, inona no sazy mihatra ?
    • Vonoina ilay nahavanona ny loza
    • Gadraina
    • Mandoa lamandy
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article