1- Quelques pistes de réflexions sur l'organisation de la conférence nationale.
by Mifoha @ 10 Aug 2009 07:54 am
Mahafinaritra ahy aloha ny resak i Mifoha, efa tena tsinjo fa misy ny finiavana hihoitra sy hanova zavatra. Be dia be ny lafin-javatra resahin i Mifoha ato ka ho raisiko tsiraidray ny hevitra
TOHIN NY APRES MAPUTO:
" Tokony hametra-pialana haingana dia haingana izay tonga eo amin’io fitondrana io rehefa tsy hanao ireto asa sy fanovana manaraka ireto alohan’ny idirana any amin’izany repôblika vaovao zany ( mba tsy iverimberenan’ny gidragidra eto amin’ny tanana intsony ka hanaovana fitaovana ny madinika maro an’isa"
Ny tokony hataon'ireo bandy mitondra antsika ireo amin izao fotoana izao (tena ry lerony marina ve aloha no tokony hitondra, mbola resaka hafa iny fa ...) dia ny manome vaovao MATETIKA amin ny fomba hitantanan-dry lerony io transition io.
TOKONY AFFICHER N IREO TARY IREO AMIN NY SITE INTERNET NY PROGRAMME NY MANARAKA TAO AORIAN INY FANAOVANA SONIA INY CONVENTION DE MAPUTO INY. TOKONY HALEFA MATETIKA AMIN NY RADIO SY AMIN NY TELE IHANY KOA.
amiko aloha ny laharam-pahamehana amin izao dia ny resaka CONFÉRENCE NATIONALE:
1- TOKONY HAVERINA AFFICHER NA SY ALEFA AMIN NY RADIO MATETIKA NY RÉSOLUTIONS NY ASSISES RÉGIONALES
2- TOKONY HAVERINA AFFICHER NA SY ALEFA AMIN NY RADIO MATETIKA IHANY KOA NY RESOLUTIONS N NY ASSISES RÉGIONALES ISAM-PARITRA. Be dia be mihitsy izao no hevitra nivoaka tany ary mbola hitsikafona indray mandritra ny conférence nationale.
3- TOKONY AFFICHER NA SY ALEFA AMIN NY RADIO MATETIKA DIENY IZAO NY RESAKA HO DINIHINA MANDRITRA NY CONFÉRENCE NATIONALE. Hitantsika ireny resaka be dia be ireny, Ny Constitution aloha no voalohany: ary ny tena lehibe ao anatin io Constitution io dia ny resaka FORME DE L'ETAT (hatao Etat unitaire décentralisé ihany ve dia inona no fahefana sy vola omena ny faritra, sa hatao Etat fédéré dia inona no fahefana ao anivon ny Etat fédéral dia inona no eny amin ny Etat fédéré dia ahoana no loharanom-bola)
4- TAKIO DIA VAKIO DIENY IZAO NY TETI-PIVOARAN NY FARITRA MISY ANAREO TSIRAIRAY AVY.
Amiko aloha, tsara raha mandritra ny Référendum constitutionnel dia Projet na constitution roa no atolotra fidian ny olona:
ny voalohany dia Etat unitaire TENA DECENTRALISÉ ARY TENA MISY FAHEFANA SY VOLA MAZAVA MIHITSY MANKANY AMIN NY FARITRA
ny faharoa dia ETAT FEDERAL (Isaky ny Etat fédéré dia misy Pouvoir Executif, Pouvoir Judiciaire ary Pouvoir Législatif), ny Fédéral (tena ny fahefana toy ny Affaires etrangeres et commerce extérieur, ny stratégie de défense nationale sy ny resaka analyse macro économique no tokony ho any)
Ho ahy manokana, Na ETAT UNITAIRE DECENTRALISÉ MIFOTOTRA AMIN NY REGION NO HO EO NA ETAT FÉDÉRAL, Ny lohako dia efa mandeha "FARITRA" foana, jeu de mots fotsiny sisa ny subtilités eo anelanelan ireo forme roa ireo.
TSY AZO AVELA HAHODIKODIN IREO MPANAO POLITIKA " POLITICIENNE " IRERY IREO INTSONY MIHITSY NY FITANTANANA NY RAHARAHAM-PIRENENA, TSY MAINTSY ISIKA VAHOAKA MIHITSY NO MI DICTE NY TOKONY HO IZY ARAKA NY FIJERIN TSIKA DIA ANJARAN NY TEKNISIANA NO MANAMBATRA NY FOMBA FIJERINTSIKA AVY EO.