Fa maninona no tsy maintsy ilaina ny statistique, statistique raciale et ethnique ao Mada ?
Nisy nametraka fanontaniana tamiko hoe inona no tena ilanao izany resaka foko sy fiaviana sy resaka statistique ethnique et raciale izany ry mg slalom. Ity mihitsy le fanontaniana amin'izay azonareo tsara ny contexte nametrahany azy. fokoeeee FA INONA...